# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Goga. # Tsy ianao ve ilay iray izay ... azy ireo? Mampiasa ity fanontaniana ity Yaveh mba hanamafisana fa Izy ilay iray izay nitondra an'i Goga ho any amin'ny tanin'Israely. DH: "Ianao ilay iray izay ... azy ireo." # hanohitra azy ireo "hanohitra ny vahoakan'Israely"