plt_tn/ezk/38/17.md

12 lines
362 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Goga.
# Tsy ianao ve ilay iray izay ... azy ireo?
Mampiasa ity fanontaniana ity Yaveh mba hanamafisana fa Izy ilay iray izay nitondra an'i Goga ho any amin'ny tanin'Israely. DH: "Ianao ilay iray izay ... azy ireo."
# hanohitra azy ireo
"hanohitra ny vahoakan'Israely"