plt_tn/ezk/36/08.md

24 lines
715 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ireo tendrombohitr'Israely.
# hitombo sampana sy hamokatra ianareo
DH: "ireo hazonao dia hitombo sampana sy hamokatra"
# Indro
Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka. DH: "eny tokoa."
# momba anareo Aho
"te-hanao zavatra tsara ho anareo Aho." Ny teny hoe "ianareo" dia maneho an'ireo tendrombohitr' Israely.
# ary mitondra anareo an-kasitrahana
"ho tsara fanahy aminareo Aho" (UDB)
# ho asaina sy ho fafazana amin'ny voa ianareo
DH: "Ny vahoakako, Israely, dia hiasa ny taninareo sy hamafy izany amin'ny voa." Ny hoe mamafy dia midika hoe manapaka andalana eo amin'ny tany mba hambolena voa eo amin'ireo.