plt_tn/ezk/36/08.md

715 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ireo tendrombohitr'Israely.

hitombo sampana sy hamokatra ianareo

DH: "ireo hazonao dia hitombo sampana sy hamokatra"

Indro

Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka. DH: "eny tokoa."

momba anareo Aho

"te-hanao zavatra tsara ho anareo Aho." Ny teny hoe "ianareo" dia maneho an'ireo tendrombohitr' Israely.

ary mitondra anareo an-kasitrahana

"ho tsara fanahy aminareo Aho" (UDB)

ho asaina sy ho fafazana amin'ny voa ianareo

DH: "Ny vahoakako, Israely, dia hiasa ny taninareo sy hamafy izany amin'ny voa." Ny hoe mamafy dia midika hoe manapaka andalana eo amin'ny tany mba hambolena voa eo amin'ireo.