# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ireo tendrombohitr'Israely. # hitombo sampana sy hamokatra ianareo DH: "ireo hazonao dia hitombo sampana sy hamokatra" # Indro Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka. DH: "eny tokoa." # momba anareo Aho "te-hanao zavatra tsara ho anareo Aho." Ny teny hoe "ianareo" dia maneho an'ireo tendrombohitr' Israely. # ary mitondra anareo an-kasitrahana "ho tsara fanahy aminareo Aho" (UDB) # ho asaina sy ho fafazana amin'ny voa ianareo DH: "Ny vahoakako, Israely, dia hiasa ny taninareo sy hamafy izany amin'ny voa." Ny hoe mamafy dia midika hoe manapaka andalana eo amin'ny tany mba hambolena voa eo amin'ireo.