plt_tn/ezk/35/04.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira.

ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.

nandefa azy ireo teo an-tanan'ny sabatra ianareo

Ireo mety ho heviny dia 1) "natolotrareo an'ireo fahavalon'izy ireo izay namono azy ireo tamin'ny sabatra izy ireo" na 2) "novonoinareo tamin'ny sabatra izy ireo"

tamin'ny fotoan'ny fahorian'izy ireo

"tamin'ny fotoana nampahory azy ireo"

raha mbola velona koa Aho

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.

hanomana anareo ho amin'ny fandatsahan-drà Aho

"hanomana anareo ho very rà Aho." Ity dia maneho ny faharatrana na fahafatesana. DH: "hemela ny fahavalonareo hamono mafy ny maro aminareo Aho"

hanenjika anareo ny fandatsahan-drà

Yaveh dia maneho ny fandatsahan-drà toy ny olona izay afaka manenjika azy ireo. DH: "hanohy hamono anareo ny fahavalonareo"

Satria tsy nankahalainareo ny fandatsahan-drà

DH: "satria tsy nankahala izany ianareo rehefa novonoina mafy ny olona hafa."