plt_tn/ezk/35/04.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira.
# ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.
# nandefa azy ireo teo an-tanan'ny sabatra ianareo
Ireo mety ho heviny dia 1) "natolotrareo an'ireo fahavalon'izy ireo izay namono azy ireo tamin'ny sabatra izy ireo" na 2) "novonoinareo tamin'ny sabatra izy ireo"
# tamin'ny fotoan'ny fahorian'izy ireo
"tamin'ny fotoana nampahory azy ireo"
# raha mbola velona koa Aho
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# hanomana anareo ho amin'ny fandatsahan-drà Aho
"hanomana anareo ho very rà Aho." Ity dia maneho ny faharatrana na fahafatesana. DH: "hemela ny fahavalonareo hamono mafy ny maro aminareo Aho"
# hanenjika anareo ny fandatsahan-drà
Yaveh dia maneho ny fandatsahan-drà toy ny olona izay afaka manenjika azy ireo. DH: "hanohy hamono anareo ny fahavalonareo"
# Satria tsy nankahalainareo ny fandatsahan-drà
DH: "satria tsy nankahala izany ianareo rehefa novonoina mafy ny olona hafa."