# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira. # ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6. # nandefa azy ireo teo an-tanan'ny sabatra ianareo Ireo mety ho heviny dia 1) "natolotrareo an'ireo fahavalon'izy ireo izay namono azy ireo tamin'ny sabatra izy ireo" na 2) "novonoinareo tamin'ny sabatra izy ireo" # tamin'ny fotoan'ny fahorian'izy ireo "tamin'ny fotoana nampahory azy ireo" # raha mbola velona koa Aho Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11. # izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11. # hanomana anareo ho amin'ny fandatsahan-drà Aho "hanomana anareo ho very rà Aho." Ity dia maneho ny faharatrana na fahafatesana. DH: "hemela ny fahavalonareo hamono mafy ny maro aminareo Aho" # hanenjika anareo ny fandatsahan-drà Yaveh dia maneho ny fandatsahan-drà toy ny olona izay afaka manenjika azy ireo. DH: "hanohy hamono anareo ny fahavalonareo" # Satria tsy nankahalainareo ny fandatsahan-drà DH: "satria tsy nankahala izany ianareo rehefa novonoina mafy ny olona hafa."