plt_tn/ezk/33/17.md

28 lines
544 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita.
# ny vahoakanao
Ireo vahoakan'Israely ireto. Ny teny hoe "anao" dia maneho an'i Ezekiela.
# kanefa ny fombanareo
Ny teny hoe "anareo" dia maneho ny vahoakan' Israely. DH: "kanefa fomban'izy ireo izany"
# ho fatin'izany
"ho faty noho ilay fahotana"
# miala amin'ny faharatsiany
DH: "mitsahatra tsy manao zavatra ratsy"
# noho ireo zavatra ireo
"satria manao izay mahitsy sy marina izy"
# ianareo vahoaka
Ny vahoakan'Israely ity.