# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita. # ny vahoakanao Ireo vahoakan'Israely ireto. Ny teny hoe "anao" dia maneho an'i Ezekiela. # kanefa ny fombanareo Ny teny hoe "anareo" dia maneho ny vahoakan' Israely. DH: "kanefa fomban'izy ireo izany" # ho fatin'izany "ho faty noho ilay fahotana" # miala amin'ny faharatsiany DH: "mitsahatra tsy manao zavatra ratsy" # noho ireo zavatra ireo "satria manao izay mahitsy sy marina izy" # ianareo vahoaka Ny vahoakan'Israely ity.