plt_tn/ezk/33/17.md

544 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita.

ny vahoakanao

Ireo vahoakan'Israely ireto. Ny teny hoe "anao" dia maneho an'i Ezekiela.

kanefa ny fombanareo

Ny teny hoe "anareo" dia maneho ny vahoakan' Israely. DH: "kanefa fomban'izy ireo izany"

ho fatin'izany

"ho faty noho ilay fahotana"

miala amin'ny faharatsiany

DH: "mitsahatra tsy manao zavatra ratsy"

noho ireo zavatra ireo

"satria manao izay mahitsy sy marina izy"

ianareo vahoaka

Ny vahoakan'Israely ity.