plt_tn/ezk/32/07.md

724 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy milaza an'i Farao izay ho ataony amin'i Egypta.

Ary rehefa hamono anao Aho

"rehefa mamono ny lel'afonao Aho." Yaveh dia mampitaha ny fomba hamotehany an'i Farao amin'ny fomba hamonoany ny lel'afo amin'ny jiro. DH: "rehefa mamotika anao Aho"

handrakotra ny lanitra Aho

handrakotra ny lanitra i Yaveh mba tsy ho afaka ny hahita ny hazavan'ireo kintana, masoandro ary volana ny vahoakan'ny tany.

hanamaizina ny kintan'izy ireo

"ho ataoko maizina ireo kintana." Tsy hanana fahazavana izy ireo.

handrakotra aizina eo amin'ny taninareo

"ho ataoko maizina eo amin'ny taninao"

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.