# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy milaza an'i Farao izay ho ataony amin'i Egypta. # Ary rehefa hamono anao Aho "rehefa mamono ny lel'afonao Aho." Yaveh dia mampitaha ny fomba hamotehany an'i Farao amin'ny fomba hamonoany ny lel'afo amin'ny jiro. DH: "rehefa mamotika anao Aho" # handrakotra ny lanitra Aho handrakotra ny lanitra i Yaveh mba tsy ho afaka ny hahita ny hazavan'ireo kintana, masoandro ary volana ny vahoakan'ny tany. # hanamaizina ny kintan'izy ireo "ho ataoko maizina ireo kintana." Tsy hanana fahazavana izy ireo. # handrakotra aizina eo amin'ny taninareo "ho ataoko maizina eo amin'ny taninao" # izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.