plt_tn/ezk/32/07.md

24 lines
724 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy milaza an'i Farao izay ho ataony amin'i Egypta.
# Ary rehefa hamono anao Aho
"rehefa mamono ny lel'afonao Aho." Yaveh dia mampitaha ny fomba hamotehany an'i Farao amin'ny fomba hamonoany ny lel'afo amin'ny jiro. DH: "rehefa mamotika anao Aho"
# handrakotra ny lanitra Aho
handrakotra ny lanitra i Yaveh mba tsy ho afaka ny hahita ny hazavan'ireo kintana, masoandro ary volana ny vahoakan'ny tany.
# hanamaizina ny kintan'izy ireo
"ho ataoko maizina ireo kintana." Tsy hanana fahazavana izy ireo.
# handrakotra aizina eo amin'ny taninareo
"ho ataoko maizina eo amin'ny taninao"
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.