plt_tn/ezk/30/01.md

40 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ezekiela milaza momban'ny hafatra izay nomen'i Yaveh azy.
# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
"niteny ny teiny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# zanak'olona
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# maminania ka lazao hoe
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 21:08.
# Midradradradrà
"mihiakiahà amin'ny alahelo lehibe" Ity baiko ity dia ho an'i Egypta sy ireo firenena manodidina an'i Egypta.
# Loza ny andro ho avy
"mampatahotra izany andro izany" na "zavatra tena ratsy no hitranga amin'izany andro izany"
# Akaiky ny andro
tiana lazaina fa ny hoe "ny andro" dia ilay fotoana hidradradradran'ny olona. Fandikana hafa: "efa akaiky ho andro hidradradradranao"
# Akaiky ny andro ho an'i Yaveh
Tiana lazaina fa amin'izany andro izany, Yaveh dia hanasazy ny olona. Fandikana hafa: "efa akiky ny andro hanasazian'i Yaveh ny olona"
# andro mandrahona
Fandikana hafa: "ho toy ny andro misy rahona mainty izany" na "hampatahotra toy ny andro misy rahona mainty izany"
# fotoan'ny fiafarana ho an'ireo firenena
Fandikana hafa: "fotoana izay hitrangan'ny zavatra mahatsiravina amin'ireo firenena" na "ho fotoana izay hijalian'ny olona ao amin'ireo firenena izany"