# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ezekiela milaza momban'ny hafatra izay nomen'i Yaveh azy. # tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "niteny ny teiny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # zanak'olona Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # maminania ka lazao hoe Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 21:08. # Midradradradrà "mihiakiahà amin'ny alahelo lehibe" Ity baiko ity dia ho an'i Egypta sy ireo firenena manodidina an'i Egypta. # Loza ny andro ho avy "mampatahotra izany andro izany" na "zavatra tena ratsy no hitranga amin'izany andro izany" # Akaiky ny andro tiana lazaina fa ny hoe "ny andro" dia ilay fotoana hidradradradran'ny olona. Fandikana hafa: "efa akaiky ho andro hidradradradranao" # Akaiky ny andro ho an'i Yaveh Tiana lazaina fa amin'izany andro izany, Yaveh dia hanasazy ny olona. Fandikana hafa: "efa akiky ny andro hanasazian'i Yaveh ny olona" # andro mandrahona Fandikana hafa: "ho toy ny andro misy rahona mainty izany" na "hampatahotra toy ny andro misy rahona mainty izany" # fotoan'ny fiafarana ho an'ireo firenena Fandikana hafa: "fotoana izay hitrangan'ny zavatra mahatsiravina amin'ireo firenena" na "ho fotoana izay hijalian'ny olona ao amin'ireo firenena izany"