plt_tn/ezk/30/01.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ezekiela milaza momban'ny hafatra izay nomen'i Yaveh azy.

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teiny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

maminania ka lazao hoe

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 21:08.

Midradradradrà

"mihiakiahà amin'ny alahelo lehibe" Ity baiko ity dia ho an'i Egypta sy ireo firenena manodidina an'i Egypta.

Loza ny andro ho avy

"mampatahotra izany andro izany" na "zavatra tena ratsy no hitranga amin'izany andro izany"

Akaiky ny andro

tiana lazaina fa ny hoe "ny andro" dia ilay fotoana hidradradradran'ny olona. Fandikana hafa: "efa akaiky ho andro hidradradradranao"

Akaiky ny andro ho an'i Yaveh

Tiana lazaina fa amin'izany andro izany, Yaveh dia hanasazy ny olona. Fandikana hafa: "efa akiky ny andro hanasazian'i Yaveh ny olona"

andro mandrahona

Fandikana hafa: "ho toy ny andro misy rahona mainty izany" na "hampatahotra toy ny andro misy rahona mainty izany"

fotoan'ny fiafarana ho an'ireo firenena

Fandikana hafa: "fotoana izay hitrangan'ny zavatra mahatsiravina amin'ireo firenena" na "ho fotoana izay hijalian'ny olona ao amin'ireo firenena izany"