plt_tn/ezk/29/15.md

12 lines
349 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Farao.
# Tsy ho anton'ny tokin'ireo ankohonan'Israely intsony ireo Egyptian
"ny firenen'Israely dia tsy hatoky an'ireo Egyptiana intsony"
# rehefa nitodika tamin'i Egypta mba hila fanampiana izy ireo
"isaky ny nankany Egypta mba hila fanampiana izy ireo"