plt_tn/ezk/29/15.md

349 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Farao.

Tsy ho anton'ny tokin'ireo ankohonan'Israely intsony ireo Egyptian

"ny firenen'Israely dia tsy hatoky an'ireo Egyptiana intsony"

rehefa nitodika tamin'i Egypta mba hila fanampiana izy ireo

"isaky ny nankany Egypta mba hila fanampiana izy ireo"