# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Farao. # Tsy ho anton'ny tokin'ireo ankohonan'Israely intsony ireo Egyptian "ny firenen'Israely dia tsy hatoky an'ireo Egyptiana intsony" # rehefa nitodika tamin'i Egypta mba hila fanampiana izy ireo "isaky ny nankany Egypta mba hila fanampiana izy ireo"