plt_tn/ezk/28/04.md

16 lines
320 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny mpanapak'i Tyro.
# tamin'ny fahendrena sy fahaiza-manao
"tamin'ny fahendrenao sy fahatakaranao"
# ary nahazo
"ary nitahiry"
# fitehirizan-drakitrao
toerana hitehirizana zavatra sarobidy sy hihazonana azy ireo ho azo antoka