forked from WA-Catalog/plt_tn
320 B
320 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny mpanapak'i Tyro.
tamin'ny fahendrena sy fahaiza-manao
"tamin'ny fahendrenao sy fahatakaranao"
ary nahazo
"ary nitahiry"
fitehirizan-drakitrao
toerana hitehirizana zavatra sarobidy sy hihazonana azy ireo ho azo antoka