# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny mpanapak'i Tyro. # tamin'ny fahendrena sy fahaiza-manao "tamin'ny fahendrenao sy fahatakaranao" # ary nahazo "ary nitahiry" # fitehirizan-drakitrao toerana hitehirizana zavatra sarobidy sy hihazonana azy ireo ho azo antoka