plt_tn/ezk/26/07.md

20 lines
470 B
Markdown

# Indro!
DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"
# hitondrako an'i Nebokadnezara
Andriamanitra dia mampiasa an'i Nebokadnezara mba hitondra ny sitrapony.
# mpanjakan'ny mpanjaka
"mpanjaka mahery indrindra"
# vahoaka maro be
Ity dia manamafy ny habetsaky ny tafik'i Nebokadnezara.
# Hamono ireo zanakao vavy izy
Eto ny teny hoe "izy" dia maneho an'i Nebokadnezara ary sariteny ho an'ny tafiny. DH: "hamono ireo zanakao vavy ny tafiny"