# Indro! DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!" # hitondrako an'i Nebokadnezara Andriamanitra dia mampiasa an'i Nebokadnezara mba hitondra ny sitrapony. # mpanjakan'ny mpanjaka "mpanjaka mahery indrindra" # vahoaka maro be Ity dia manamafy ny habetsaky ny tafik'i Nebokadnezara. # Hamono ireo zanakao vavy izy Eto ny teny hoe "izy" dia maneho an'i Nebokadnezara ary sariteny ho an'ny tafiny. DH: "hamono ireo zanakao vavy ny tafiny"