plt_tn/ezk/26/07.md

470 B

Indro!

DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"

hitondrako an'i Nebokadnezara

Andriamanitra dia mampiasa an'i Nebokadnezara mba hitondra ny sitrapony.

mpanjakan'ny mpanjaka

"mpanjaka mahery indrindra"

vahoaka maro be

Ity dia manamafy ny habetsaky ny tafik'i Nebokadnezara.

Hamono ireo zanakao vavy izy

Eto ny teny hoe "izy" dia maneho an'i Nebokadnezara ary sariteny ho an'ny tafiny. DH: "hamono ireo zanakao vavy ny tafiny"