plt_tn/ezk/25/15.md

752 B

Ireo Filistina dia namaly faty tamin'ny lolom-po ary tao anatin'izy ireo dia niezaka nandrava an'i Joda foana

DH: "satria ireo Filistina dia nankahala ny vahoaka any Joda ary niezaka ny hamaly faty azy ireo foana"

indro!

DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"

Haninjitra ny tanako eo amin'ireo Filistina Aho

DH: "haviliko manohitra an'ireo Filistina ny tanako mahery" na "haviliko manohitra an'ireo Filistina ny heriko lehibe"

ho fongorako

DH: "Ho ravaiko" na "ho foanako" (UDB)

Keretita

DH: "ny vahoakan'i Kereta." Ity dia vahoaka izay nipetraka tany Filistia.

ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy hoe "ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh" tao amin'ny 6:6.