plt_tn/ezk/25/15.md

24 lines
752 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo Filistina dia namaly faty tamin'ny lolom-po ary tao anatin'izy ireo dia niezaka nandrava an'i Joda foana
DH: "satria ireo Filistina dia nankahala ny vahoaka any Joda ary niezaka ny hamaly faty azy ireo foana"
# indro!
DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"
# Haninjitra ny tanako eo amin'ireo Filistina Aho
DH: "haviliko manohitra an'ireo Filistina ny tanako mahery" na "haviliko manohitra an'ireo Filistina ny heriko lehibe"
# ho fongorako
DH: "Ho ravaiko" na "ho foanako" (UDB)
# Keretita
DH: "ny vahoakan'i Kereta." Ity dia vahoaka izay nipetraka tany Filistia.
# ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy hoe "ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh" tao amin'ny 6:6.