# Ireo Filistina dia namaly faty tamin'ny lolom-po ary tao anatin'izy ireo dia niezaka nandrava an'i Joda foana DH: "satria ireo Filistina dia nankahala ny vahoaka any Joda ary niezaka ny hamaly faty azy ireo foana" # indro! DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!" # Haninjitra ny tanako eo amin'ireo Filistina Aho DH: "haviliko manohitra an'ireo Filistina ny tanako mahery" na "haviliko manohitra an'ireo Filistina ny heriko lehibe" # ho fongorako DH: "Ho ravaiko" na "ho foanako" (UDB) # Keretita DH: "ny vahoakan'i Kereta." Ity dia vahoaka izay nipetraka tany Filistia. # ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy hoe "ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh" tao amin'ny 6:6.