plt_tn/ezk/25/14.md

20 lines
822 B
Markdown

# Hataoko eo amin'i Edoma ny valifatiko amin'ny alalan'ny tanan'Israely vahoakako
DH: "hampiasa an'Israely vahoakako Aho mba hamaly faty amin'ny vahoakan'i Edoma"
# ho ataon'izy ireo amin'i Edoma araka ny fahatezerako sy ny fahavinirako
DH: "ho asehon'izy ireo an'i Edoma ny fahatezerako sy ny fahavinirako" na "izy ireo dia hanasazy an'i Edoma araka ny fahatezerako sy ny fahavinirako amin'ny vahoakan'i Edoma"
# ny fahatezerako sy ny fahavinirako
Ny teny hoe "fahatezerana" dia mitovy dika amin'ny hoe "fahavinirako" ary manamafy ny teny hoe "hatezerana." DH: "ny hatezerako tafahoatra"
# ho fantatr'izy ireo ny valifatiko
DH: "ho fantatry ny vahoakan'i Edoma fa namaly faty azy ireo Aho"
# ho fantatr'izy ireo ny valifatiko
DH: "izany no ambaran'ny Tompo Yaveh" na "izany no lazain'ny Tompo Yaveh fa hitranga"