# Hataoko eo amin'i Edoma ny valifatiko amin'ny alalan'ny tanan'Israely vahoakako DH: "hampiasa an'Israely vahoakako Aho mba hamaly faty amin'ny vahoakan'i Edoma" # ho ataon'izy ireo amin'i Edoma araka ny fahatezerako sy ny fahavinirako DH: "ho asehon'izy ireo an'i Edoma ny fahatezerako sy ny fahavinirako" na "izy ireo dia hanasazy an'i Edoma araka ny fahatezerako sy ny fahavinirako amin'ny vahoakan'i Edoma" # ny fahatezerako sy ny fahavinirako Ny teny hoe "fahatezerana" dia mitovy dika amin'ny hoe "fahavinirako" ary manamafy ny teny hoe "hatezerana." DH: "ny hatezerako tafahoatra" # ho fantatr'izy ireo ny valifatiko DH: "ho fantatry ny vahoakan'i Edoma fa namaly faty azy ireo Aho" # ho fantatr'izy ireo ny valifatiko DH: "izany no ambaran'ny Tompo Yaveh" na "izany no lazain'ny Tompo Yaveh fa hitranga"