plt_tn/ezk/25/12.md

497 B

Hamely an'i Edoma amin'ny tanako Aho

Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy amin'ny hoe "hamely anao amin'ny tanako Aho" ao amin'ny 25:6.

hatrany Temana ka hatrany Dedana

Ireo dia tanàna roa any amin'ny faran'ny sisiny roan'i Edoma. Ity dia midika fa Andriamanitra dia handrava an'i Edoma rehetra.

Ho lavon-tsabatra izy ireo

Ny teny hoe "lavo" dia maneho ny fahafatesana ary ny hoe "sabatra" dia maneho ny ady. DH: "hamono azy ireo amin'ny sabatr'izy ireo ny fahavalon'izy ireo"