forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
497 B
Markdown
12 lines
497 B
Markdown
|
# Hamely an'i Edoma amin'ny tanako Aho
|
||
|
|
||
|
Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy amin'ny hoe "hamely anao amin'ny tanako Aho" ao amin'ny 25:6.
|
||
|
|
||
|
# hatrany Temana ka hatrany Dedana
|
||
|
|
||
|
Ireo dia tanàna roa any amin'ny faran'ny sisiny roan'i Edoma. Ity dia midika fa Andriamanitra dia handrava an'i Edoma rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Ho lavon-tsabatra izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "lavo" dia maneho ny fahafatesana ary ny hoe "sabatra" dia maneho ny ady. DH: "hamono azy ireo amin'ny sabatr'izy ireo ny fahavalon'izy ireo"
|