# Hamely an'i Edoma amin'ny tanako Aho Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy amin'ny hoe "hamely anao amin'ny tanako Aho" ao amin'ny 25:6. # hatrany Temana ka hatrany Dedana Ireo dia tanĂ na roa any amin'ny faran'ny sisiny roan'i Edoma. Ity dia midika fa Andriamanitra dia handrava an'i Edoma rehetra. # Ho lavon-tsabatra izy ireo Ny teny hoe "lavo" dia maneho ny fahafatesana ary ny hoe "sabatra" dia maneho ny ady. DH: "hamono azy ireo amin'ny sabatr'izy ireo ny fahavalon'izy ireo"