plt_tn/ezk/23/40.md

16 lines
417 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ezekiela miresaka amin'i Ohola sy Ohaliba.
# Indro!
DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao manaraka!"
# nandronao, nandokoanao ny masonao, sy nanaingoanao firavaka ny tenanao
Ireo dia zavatra ataon'ny vehivavy iray mba hisehoana tsara kokoa amin'ny lehilahy iray.
# ny ditin-kazo manitro sy ny diloiloko
zavatra ampiasaina hanompoana an'i Yaveh.