# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ezekiela miresaka amin'i Ohola sy Ohaliba. # Indro! DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao manaraka!" # nandronao, nandokoanao ny masonao, sy nanaingoanao firavaka ny tenanao Ireo dia zavatra ataon'ny vehivavy iray mba hisehoana tsara kokoa amin'ny lehilahy iray. # ny ditin-kazo manitro sy ny diloiloko zavatra ampiasaina hanompoana an'i Yaveh.