plt_tn/ezk/23/40.md

417 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ezekiela miresaka amin'i Ohola sy Ohaliba.

Indro!

DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao manaraka!"

nandronao, nandokoanao ny masonao, sy nanaingoanao firavaka ny tenanao

Ireo dia zavatra ataon'ny vehivavy iray mba hisehoana tsara kokoa amin'ny lehilahy iray.

ny ditin-kazo manitro sy ny diloiloko

zavatra ampiasaina hanompoana an'i Yaveh.