plt_tn/ezk/18/24.md

463 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manome ohatrana olona iray izay mivily amin'ny fahamarinana ho amin'ny faharatsiana.

ho velona ve izy?

DH: "tokony ho faty izy"

tsy hampatsiahivina

DH: "tsy ho tsaroina"

famadihany

heloka bevava vita manohitra firenena na manohitra an'Andriamanitra ataon'ny olona izay noheverina ho tsy mivadika.

ho faty amin'ny fahotana izay nataony izy

DH: "noho izany, ho faty noho ireo fahotana izay nataony izy."