# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manome ohatrana olona iray izay mivily amin'ny fahamarinana ho amin'ny faharatsiana. # ho velona ve izy? DH: "tokony ho faty izy" # tsy hampatsiahivina DH: "tsy ho tsaroina" # famadihany heloka bevava vita manohitra firenena na manohitra an'Andriamanitra ataon'ny olona izay noheverina ho tsy mivadika. # ho faty amin'ny fahotana izay nataony izy DH: "noho izany, ho faty noho ireo fahotana izay nataony izy."