plt_tn/ezk/18/24.md

20 lines
463 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manome ohatrana olona iray izay mivily amin'ny fahamarinana ho amin'ny faharatsiana.
# ho velona ve izy?
DH: "tokony ho faty izy"
# tsy hampatsiahivina
DH: "tsy ho tsaroina"
# famadihany
heloka bevava vita manohitra firenena na manohitra an'Andriamanitra ataon'ny olona izay noheverina ho tsy mivadika.
# ho faty amin'ny fahotana izay nataony izy
DH: "noho izany, ho faty noho ireo fahotana izay nataony izy."