plt_tn/ezk/17/09.md

592 B

Ho ambinina ve izany?

DH: "Tsy ho ambinina izany"

Tsy hongotana amin'ny fakany sy endahana amin'ny vokany mba halazo ve izany, ary mba halazo ny solofony rehetra?

DH: "Hanongotra ny fakany izy ary hanendaka ny voany mba halazo ny raviny rehetra."

indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia manampy fanamafisana an'izay manaraka eo. ("tokoa!", "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"

dia hitsimoka ve?

DH: "tsy hitsimoka izany"

Tsy halazo ve izany rehefa mikasika azy ny rivotra avy any atsinanana?

DH: "Halazo izany rehefa mikasika izany ny rivotra avy any atsinanana."