# Ho ambinina ve izany? DH: "Tsy ho ambinina izany" # Tsy hongotana amin'ny fakany sy endahana amin'ny vokany mba halazo ve izany, ary mba halazo ny solofony rehetra? DH: "Hanongotra ny fakany izy ary hanendaka ny voany mba halazo ny raviny rehetra." # indro! Ny teny hoe "indro" eto dia manampy fanamafisana an'izay manaraka eo. ("tokoa!", "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!" # dia hitsimoka ve? DH: "tsy hitsimoka izany" # Tsy halazo ve izany rehefa mikasika azy ny rivotra avy any atsinanana? DH: "Halazo izany rehefa mikasika izany ny rivotra avy any atsinanana."