plt_tn/ezk/17/09.md

20 lines
592 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ho ambinina ve izany?
DH: "Tsy ho ambinina izany"
# Tsy hongotana amin'ny fakany sy endahana amin'ny vokany mba halazo ve izany, ary mba halazo ny solofony rehetra?
DH: "Hanongotra ny fakany izy ary hanendaka ny voany mba halazo ny raviny rehetra."
# indro!
Ny teny hoe "indro" eto dia manampy fanamafisana an'izay manaraka eo. ("tokoa!", "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"
# dia hitsimoka ve?
DH: "tsy hitsimoka izany"
# Tsy halazo ve izany rehefa mikasika azy ny rivotra avy any atsinanana?
DH: "Halazo izany rehefa mikasika izany ny rivotra avy any atsinanana."