plt_tn/ezk/16/51.md

12 lines
488 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy maneho an'ireo firenena hafa toy ny hoe havan'i Jerosalema.
# nampiseho ianao fa ireo rahavavinao dia mendrika kokoa noho ianao
Mampiasa ity fehezanteny ity intelo i Yaveh mba hanamafisana fa ireo tanàna ratsin'i Samaria sy Sodoma dia marina kokoa noho Jerosalema.
# Ianao manokana, no mampiseho ny henatrao
Mampiasa ity fehezanteny ity indroa i Yaveh mba hanamafisana ny halehiben'ny fahamenarana nataon'ny vahoakan'i Jerosalema.