plt_tn/ezk/16/51.md

488 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy maneho an'ireo firenena hafa toy ny hoe havan'i Jerosalema.

nampiseho ianao fa ireo rahavavinao dia mendrika kokoa noho ianao

Mampiasa ity fehezanteny ity intelo i Yaveh mba hanamafisana fa ireo tanàna ratsin'i Samaria sy Sodoma dia marina kokoa noho Jerosalema.

Ianao manokana, no mampiseho ny henatrao

Mampiasa ity fehezanteny ity indroa i Yaveh mba hanamafisana ny halehiben'ny fahamenarana nataon'ny vahoakan'i Jerosalema.