# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy maneho an'ireo firenena hafa toy ny hoe havan'i Jerosalema. # nampiseho ianao fa ireo rahavavinao dia mendrika kokoa noho ianao Mampiasa ity fehezanteny ity intelo i Yaveh mba hanamafisana fa ireo tanĂ na ratsin'i Samaria sy Sodoma dia marina kokoa noho Jerosalema. # Ianao manokana, no mampiseho ny henatrao Mampiasa ity fehezanteny ity indroa i Yaveh mba hanamafisana ny halehiben'ny fahamenarana nataon'ny vahoakan'i Jerosalema.