plt_tn/ezk/16/30.md

644 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy.

Tahaka ny ahoana ny fahararian'ny fonao

Ny teny hoe "fo" dia maneho ny fitiavana sy fahatokiana. DH: "Nahoana no kely loatra ny fitiavanao Ahy?"

mpivaro-tena tsy menatra

Ny teny hoe "mpivaro-tena" dia maneho ny olona izay miara-mandry amin'ny olona maro samihafa." Ny teny hoe "tsy menatra" dia maneho ny olona izay manota am-pahibemaso. Ireo teny roa ireo dia samy mamaritra eritreritra iray. DH: "fivarota-tena mahamenatra"

lohan'ny lalana rehetra

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 16:25.