# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy. # Tahaka ny ahoana ny fahararian'ny fonao Ny teny hoe "fo" dia maneho ny fitiavana sy fahatokiana. DH: "Nahoana no kely loatra ny fitiavanao Ahy?" # mpivaro-tena tsy menatra Ny teny hoe "mpivaro-tena" dia maneho ny olona izay miara-mandry amin'ny olona maro samihafa." Ny teny hoe "tsy menatra" dia maneho ny olona izay manota am-pahibemaso. Ireo teny roa ireo dia samy mamaritra eritreritra iray. DH: "fivarota-tena mahamenatra" # lohan'ny lalana rehetra Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 16:25.