plt_tn/ezk/16/30.md

16 lines
644 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy.
# Tahaka ny ahoana ny fahararian'ny fonao
Ny teny hoe "fo" dia maneho ny fitiavana sy fahatokiana. DH: "Nahoana no kely loatra ny fitiavanao Ahy?"
# mpivaro-tena tsy menatra
Ny teny hoe "mpivaro-tena" dia maneho ny olona izay miara-mandry amin'ny olona maro samihafa." Ny teny hoe "tsy menatra" dia maneho ny olona izay manota am-pahibemaso. Ireo teny roa ireo dia samy mamaritra eritreritra iray. DH: "fivarota-tena mahamenatra"
# lohan'ny lalana rehetra
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 16:25.