plt_tn/ezk/16/08.md

12 lines
342 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny tovovavy.
# Nandalo teo aminao indray Aho
Ity dia mba hilazana fa nandalo teo amin'ilay tovovavy i Yaveh
# tonga taminao ny fotoan'ny fitiavana
Ity dia mba hilazana fa hitan'i Yaveh hoe efa lehibe ilay tovovavy raha hanambady.